Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no fanombohan'ny tantaran'ny fandevenana an'i Jesosy.
Armatia
Anarana tanàna iray ao Israely io.
Dia nobaikon'i Pilato omena azy izany
Azo atao hoe DH: "Ary nanome baiko ireo miaramilany i Pilato mba hanomezana ny fatin'i Jesosy an'i Josefa"