459 B
459 B
Avy eo izy ireo
Ireo mety ho dikany dia 1) "Avy eo ny sasany tamin'ireo olona" na 2) "Avy eo ireo miaramila"
nandrora ny tavany
Natao izany mba ho fanevatevana.
Maminania aminay
Eto ny hoe "Maminania aminay" dia midika hoe miteny amin'ny herin'Andriamanitra. Tsy midika izany hoe milaza izay hitranga any aoriana.
ry Kristy
Tsy tena mihevitra ireo namely an'i Jesosy fa Izy tokoa no Kristy. Niantso Azy toy izany izy ireo mba hananianiana Azy.