plt_tn/mat/25/31.md

28 lines
847 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manomboka milaza amin'izy ireo ny fomba hitsarany ny olona rehefa miverina amin'ny fara-andro i Jesosy.
# ny Zanak'Olona
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# Ary ny firenena rehetra dia hangonina eo anatrehany
Azo atao hoe DH: "Hangoniny eo anatrehany ireo firenena rehetra"
# eo anatrehany
"eo anoloany"
# ny firenena rehetra
Eto ny "firenena" dia ilazana ny olona. DH: "ireo olona rehetra avy amin'ny firenena rehetra.
# tahaka ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin'ny osy
Mampiasa fampitahana i Jesosy mba hamaritana ny fomba hanavahany ny olona.
# Hametraka ny ondry ho eo ankavanany izy, fa ny osy eo ankaviany
Io dia sarin-teny izay midika fa ny Zanak'Olona dia hanavaka ny olona rehetra. Hametraka ireo olo-marina eo amin'ny ankavanany Izy, ary hametraka ireo mpanota eo ankaviany.