plt_tn/mat/24/34.md

20 lines
565 B
Markdown

# Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# tsy ho lany ity taranaka ity
Et =o ny "lany" dia fomba mihaja ilazana ny fahafatesana. DH: "tsy ho faty ity taranaka ity"
# mandra-pisehon'izany rehetra izany
"mandra-panaovan'Andriamanitra ireo zavatra ireo hitranga"
# Tsy hisy intsony ny lanitra sy ny tany
"Ho levona ny lanitra sy ny tany"
# ny teniko dia tsy mba ho levona mandrakizay
Eto ny "teny" dia ilazana izay nolazain'i Jesosy. DH: "izay lazaiko dia ho marina mandrakizay"