556 B
556 B
Mitandrema mba tsy hitebiteby ianareo
Azo atao hoe DH: "Aza avela hampitebiteby anareo ireny zavatra ireny"
Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana
Samy mitovy dika ireo zavatra roa ireo. Tsindrian'i Jesosy fa hiady ny olona eny rehetra eny.
fiandoahan'ny fanaintainan'ny fiterahana
Maneho ny fanaintainana tsapan'ny vehivavy iray alohan'ny fiterahan-jaza io. Io sarin-teny io dia midika fa ireo ady, mosary, ary horohoron-tany ireo dia fiandohan'ny tranga izay hitondra any amin'ny fara-andro fotsiny.