362 B
362 B
izay lehibe indrindra aminareo
"ny olona izay manan-danja indrindra aminareo"
aminareo
Manondro ireo mpanara-dia an'i Jesosy ny hoe "aminareo" eto.
manandra-tena
"manao ny tenany ho lehibe"
dia ahetry
Azo atao hoe DH: "hahetrin'Andriamanitra"
dia hasandratra
Azo atao hoe DH: "hataon'Andriamanitra lehibe" na "homen'Andriamanitra voninahitra"