451 B
451 B
Fampifandraisan ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
Nivoaka indray izy
"Nivoaka indray ilay tompon-tany"
ora fahatelo
Manodidina ny amin'ny sivy maraina eo ho eo ny ora fahatelo.
nijorojoro tao an-tsena
"nijorojoro tsy nanao na inona na inona tao an-tsena" na "Nijorojoro tsy nanana asa hatao tao an-tsena"
tsena
Toerana lehibe, eny ankalamanjana izay hividian'ny olona sy hivarotan'ny olona sakafo sy zavatra hafa.