613 B
613 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ity no mamarana nny fitantarana ny amin'ny fomba namonoan'i Heroda an'i Jaona Mpanao Batisa.
nentina tamin'ny lovia ny lohany ary nomena ilay zazavavy
Azo atao hoe DH: "nisy olona nitondra ny lohany teo an-dovia ary nanome izany an'ilay zazavavy"
lovia
lovia lehibe
zazavavy
Mampisà teny ilazana vehivavy tanora, tsy manam-bady.
ireo mpianany,
"ireo mpianatr'i Jaona"
nandeha izy ireo ary nilaza tamin'i Jesosy
Azo atao mazava ny hevitra fenon'ity teny ity. DH: "nandeha ary nilaza tamin'i Jesosy ny nanjoa an'i Jaona Mpanao Batisa ireo mpianatr'i Jaona"