1.1 KiB
Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny fanazavany ny antony hampianarany amin'ny alalan'ny fanoharana amin'ireo mpianany i Jesosy.
Fa sambatra ny masonareo, satria mahita; ary ny sofinareo, satria mandre
Samy mitovy hevitra ihany ireo fanambarana anankiroa ireo. Tsindrian'i Jesosy fa nankasitrahan'Andriamanitra izy ireo satria nino izy nolazainy sy nataon'i Jesosy.
Fa sambatra ny masonareo, satria mahita
Eto ny "maso" dia ilazana ilay olona manontolo. DH: "Sambatra ianareo satria afaka mahita ny masonareo"
masonareo ... hitanareo
Manondro ireo mpianatra ireo.
ary ny sofinareo, satria mandre
Eto ny "sofina" dia ilazana ilay olona manontolo. Afaka ataonao mazava tsara io. DH: "ary sambatra ianareo satria afaka mandre ny sofinareo"
Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
ireo zavatra izay hitanareo
Azonao azavaina ny zavatra hitan'izy ireo. DH: "ireo zavatra hitanareo nataoko"
ireo zavatra izay renareo
Azonao azavaina ny zavatra ren'izy ireo. DH: "ireo zavatra renareo nolazaiko"