801 B
801 B
Fampifandraisana ny foto-kevitra
Eto dia miverina any amin'ny Heroda indray ny tantara ary manambara ny nataony rehefa fantany fa namitaka azy ireo lehilahy manam-pahalalana.
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireo tranga ireo dia nitranga talohan'ny nahafatesan'i Heroda, izay nambaran'ny mpanoratra tao amin'ny 2:13
voafitak'ireo lehilahy manam-pahalalana
Azo atao hoe: "nanala baraka azy tamin'ny famitahana azy ireo lehilahy manam-pahalalana"
Naniraka sy nampamono ny zazalahy rehetra
Tsy Heroda tenany no namono ireo zazalahy. DH: "Nanome baiko ireo miaramilany izy mba hamono ny lahy kely rehetra" na "nandefa ireo miaramilany izy mba hamono ny zaza lahy rehetra"
roa taona no midina
"roa taona sy izay kely noho izany" (UDB)
araka ny fotoana
"mifototra amin'ny fotoana"