plt_tn/mat/01/09.md

16 lines
828 B
Markdown
Raw Blame History

This file contains ambiguous Unicode characters

This file contains Unicode characters that might be confused with other characters. If you think that this is intentional, you can safely ignore this warning. Use the Escape button to reveal them.

# Amona
Indraindray io dia azo adika hoe “Amosa.”
# Josia no razani Jekonia
Afaka mapiasa fomba filaza voafaritra tsara ilazana ny hoe “razana” ihany koa, indrindra raha hampiasaina ho anolona iray izay niaina talohanny raibenny olona izany teny hoe “razana” izany. DH: “Josia dia raibeni Jekonia.”
# taminny fotoananny fandroahana ho any Babylona
“rehefa noterana hifindra ho any Babylona izy ireo.” na “rehefa resinny Babyloniana izy ireo ary nandefa azy ireo handeha hipetraka any Babylona.” Raha mila mamaritra tsara hoe iza no nandeha tany Babylona ny fitenianao, dia afaka milaza hoe “ireo zanakIsraely” na “ireo zanakIsraely nipetraka tao Joda” ianao.
# Babylona
Eto izany dia midika hoe fireneni Babylona, fa tsy ny tanànanny Babylona fotsiny.