1.2 KiB
Tadidio ny fampianaran'i Mosesy mpanompoko izay nomeko azy
Ny votoatom-pampianaran'Andriamanitra dia voalaza toy ny zavatra izay nomen'Andriamanitra an'i Mosesy.
Tadidio
Eto ny "tadidio" dia midika "fiheritreretana" ary, mitovy amin'ny hoe "ankatoavy."
Horeba
Ity dia anarana hafa amin'ny Sinay
teo anoloan'ny Israely rehetra
"tahaka ny olon'Israely rehetra izay niandry teo an-tendrombohitra"
Israely rehetra
Eto ny "Israely rehetra" dia maneho vahoakan'Israely rehetra ao amin'ny firenen'Israely.
ireo didy
Ireo dia lalàna nomen'Andriamanitra an'Israely tamin'ny fotoana rehetra.
ireo fitsipika
Ireo dia fanampahan-kevitra mitovy hanazavana ny fomba fampiharana ireo lalàna amin'ny ankapobeny amin'ny fiainana andavan'andro.
fiavian'ilay andro lehibe sy mampitahotr'i Yaveh
Eto ny fisehoan-javatra amin'ity andro ity toy ny fahatongavana. D.H: "talohan'ny nitrangan'ny andro lehibe sy mampihorohoron'i Yaveh"
andro lehibe sy mampitahotr'i Yaveh
ity dia teny maneho ny fotoana rehetra amin'izay hiasan'i Yaveh.
Hamerina ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka Izy, ary ny fon'ny zanaka ho amin'ireo rainy,
Eto ny fiovana izay fomba heverin'olona dia voalaza toy ny fivadihan'ny fon'izy ireo.