472 B
472 B
izay niara-tonga
''izay niara-niangona''
vavolombelona nanatri-maso
''nahita ity tranga ity'' na ''nanara-maso izay nitranga''
niverina
''niverina tany amin'ny tranon'izy ireo''
niteha-tratra
Ity dia mariky ny alahelo na nenina. DH: ''nitehana ny tratran'izy ireo mba hampisehoana fa malahelo izy ireo''
nanaraka Azy
''niara-dia tamin'i Jesosy''
teny alavidavitra
''elanelana maromaro lavitra an'i Jesosy''
izany zavatra izany
''izay nitranga''