576 B
576 B
nitarihan'izy ireo Izy
''nitarika an'i Jesosy avy ao amin'ny zaridaina izay nisamboran'izy ireo Azy''
tany an-tranon'ny mpisoronabe
''tany amin'ny kianjan'ny tranon'ny mpisoronabe''
nampirehitra afo izy ireo
''nisy olona sasany nampirehitra afo.'' Ity afao ity dia natao hanafana ny olona mandritry ny alina mangatsiatsika. DH: ''nampirehitra afo ny olona sasany mba hahazoana hafanana''
teo afovoan'ny tokontany
Ity ilay kianja tao an-tranon'ny mpisoronabe. Nisy rindrina manodidina izany, fa tsy nisy tafo.
teo afovoan'izy ireo
''niaraka tamin'izy ireo''