831 B
831 B
teo amin'ny indray mitora-bato
''teo amin'ny halavirana izay afaka hitorahan'ny olona vato.'' DH: ''halavirana fohy'' na eo amin'ny fandrefesana vinavinaina ho ''eo amin'ny telo metatra eo''
Ray o. raha sitrakao
Jesosy dia hitondra ny fanamelohana ny otan'ny olona rehetra eo amin'ny hazofijaliana. Mivavaka amin'ny Rainy Izy mangataka raha misy fomba hafa.
Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra
esory Amiko ity kapoaka ity
Jesosy maneho ny fijaliana izay ho zakainy toy ny hoe ao anaty kapoaka izany ary andalam-pisotroana izany Izy. DH: ''alaviro Ahy ity kapoaka mangidy ity'' na ''alaviro Amiko ity fijaliana ity'' na '''havoty amin'ny fijaliana tahaka izao Aho''
Na izany aza tsy ny sitrako, fa ny Anao no atao
DH: ''Na izany aza, ataovy izay araky ny sitraponao fa tsy ny araky ny sitrapoko''