665 B
665 B
Ireo izay nirahina
DH: ''Ireo mpianatra roa nirahin'i Jesosy''
ireo tompony
''ireo tompon'ny zana-boriky''
Nahoana no vahanareo ... Misy ilàn'ny Tompo azy
Ity dia fanontaniana sy valin-teny izay voalaza mialoha tao amin'ny 19:29 ary tokony adika mitovy.
napetrak'izy ireo teo ambonin'ny zana-boriky ny lambany
''nametraka ny akanjon'izy ireo teo amin'ilay zana-boriky''
nametraka an'i Jesosy teo ambonin'izany
''nanampy an'i Jesosy hitsangana teo sy hitaingina ilay zana-boriky''
novelarin'izy ireo teo amin'ny lalana ny lamban'izy ireo
''novelarin'ny olona ny lamban'izy ireo.'' Ity dia famantarana ny fanomezam-boninahitra ho an'ny olona.