766 B
766 B
Dia ohatran'izany ihany koa
'''ho tahaka izany koa.'' DH: ''tsy ho vonona tahaka izany koa ny olona''
amin'ny andro hisehoan'ny Zanak'Olona
DH: ''rehefa hiseho ny Zanak'Olona'' na ''rehefa avy ny Zanak'Olona''
ny Zanak'Olona
Ny tenany ihany no ambaran'i Jesosy. DH: ''Izaho, Zanak'Olona''
aza avela hidina izay eny amin'ny tampon-trano
''na iza na iza eny an-tampon-trano dia tokony tsy midina izy'' na ''raha misy olona eny amin'ny tampon-tranony, dia tsy tokony hidina izy''
eny amin'ny tampon-trano
Ny tampon-tranon'izy ireo dia fisaka ary afaka mandeha na mipetraka eo ny olona.
ireo entany
''ireo fananany'' na ''ireo zavatra ananany''
hiverina
Tsy tokony hiverina haka zavatra any an-trano izy ireo. Mila mitsaoka faingana izy ireo.