28 lines
1.5 KiB
Markdown
28 lines
1.5 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Jesosy manohy miresaka manoloana ny vahoaka. Ny olona sasany ao amin'ny vahoaka dia mametraka fanontaniana Azy ary manomboka mamaly izy.
|
|
|
|
# Tamin'izany andro izany
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia mampifandray ity hetsika ity hatrany amin'ny faran'ny toko faha12 rehefa nampianatra ny vahoaka Jesosy.
|
|
|
|
# ràn'izy ireo no nafangaron'i Pilato tamin'ny sorony manokana
|
|
|
|
Eto ny "rà" dia maneho ny fahafatesan'ireo Galiliana. Mety maty tamin'izy ireo nanolotra ny sorony izy ireo.
|
|
|
|
# ràn'izy ireo no nafangaron'i Pilato
|
|
|
|
Pilato dia mety nandidy ireo miaramilany mba hamono ny olona raha tokony ho izy ihany no hanao izany. DH: ''izay novonoin'ireo miaramilan'i Pilato"
|
|
|
|
# Ianareo ve mieritreritra fa ireo Galiliana dia mpanota mihoatra ... tahaka izany?
|
|
|
|
"Manaporofo ve izany fa ireo Galiliana dia mpanota mihoatra ... tahaka izany?" Jesosy mampiasa ity fanontaniana ity mba hijerena ny fahazoan'ny olona. DH: "Ianareo dia mieritreritra fa ireo Galiliana dia mpanota mihoatra ... tahaka izany" na "Aza mieritreritra hoe ireo Galiliana ireo dia mpanotra mihoatra ... tahaka izany"
|
|
|
|
# Tsia, Izaho miteny anareo
|
|
|
|
Eto ny "Izaho miteny anareo" dia manamafy hoe 'tsia." DH: "Izy ireo dia azo antoka fa tsy mpanota mihoatra" na "diso ianareo mieritreritra fa ny fijalian'izy ireo dia manaporofo fa mpanotra mihoatra izy ireo"
|
|
|
|
# ianareo rehetra dia ho faty tahaka izany
|
|
|
|
"ianareo rehetra ihany koa dia ho faty." Ny teny hoe "tahaka izany" dia midika hoe hiaina ny vokatra mitovy izy ireo, fa tsy hoe ho faty mitovy amin'ny nahafatesan'izy ireo.
|