plt_tn/luk/12/16.md

24 lines
664 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy ny fampianarany amin'ny filazana fanoharana.
# Avy eo Jesosy nanao fanoharanan tamin'izy ireo
Jesosy dia mety mbola niresaka tamin'ny vahoaka iray manontolo.
# namokatra be
"namokatra vokatra tsara"
# Inona no ho ataoko, fa tsy manana toerana hitahirizana ireo vokatro aho?
Ity fanontaniana ity dia manome taratra izay noeritreritin'ilay lehilahy. DH: "Tsy fantatro izay hatao, satria tsy manana toerana lehibe ampy hitahirizana ny vokatro rehetra aho!"
# hiteny amin'ny fanahiko aho
"hiteny amin'ny tenako"
# Ry fanahy, ianao dia manana
Ilay lehilahy dia miresaka amin'ny tenany. DH: "Izaho dia manana"