506 B
506 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Nisy fifamaliana nanomboka teo amin'ireo mpianatra izay mifantoka manodidina my hery.
teo amin'izy ireo
"teo amin'ireo mpianatra"
fihevitra tao am-pon'izy ireo
Ny "fo" dia maneho ny eritreritra sy faniriana lalin'ny olona. DH: "fandinihana ny eritreritra manokan'izy ireo"
mandray Ahy
DH: "dia toy ny hoe mandray Ahy izy"
ilay iray izay naniraka Ahy
"Andriamanitra, izay naniraka Ahy"
no lehibe
"no raisain'Andriamanitra ho manan-danja indrindra"