717 B
717 B
ireo teniko
"izay lazaiko" na "izay hampianariko''
ho menatra azy koa ny Zanak'Olona
DH: "ny Zanak'Olona ihany koa ho menatra azy"
ny Ray
Ity dia fiantsoana lehibe an'Andriamanitra
Fa lazaiko marina aminareo
Jesosy nampiasa ity mba hanamafisana ny lanjan'izay ho lazainy manaraka.
ny sasany amin'ireo izay mitsangana eto dia tsy hahita fahafatesana
''ny sasany aminareo izay mitsangana eto dia tsy hahita fahafatesana"
tsy hahita fahafatesana mialohan'ny ahitany ny fanjakan'Andriamanitra
DH: "dia hahita ny fanjakan'Andriamanitra mialohan'ny hafatesan'izy ireo" na "hahita ny fanjakan'Andriamanitra mialohan'ny hafatesanareo"
hahita fahafatesana
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "maty"