407 B
407 B
Samnbatra ianareo
"mahazo ny sitrak'Andriamanitra ianareo"
nohon'ny amin'ny Zanak'Olona
"Satria ianareo mifandray amin'ny Zanak'Olona" na "satria ahilik'izy ireo ny Zanak'Olona"
amin'izany andro izany
"rehefa manao ireo zavatra ireo izy ireo" na "rehefa mitranga izany"
mibitaha an-kafaliana
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "mifalia be"
valisoa lehibe
"karama be" na "tolotra tsara"