390 B
390 B
sorona ho an'ny fanadiovana anao
Ny lalàna dia mitaky olona hanao sorona miavaka rehefa avy nositranina izy ireo. Izany dia mamela ilay olona hadio ara-dalàna, ary ho afaka handray anjara amin'ny fombafomba ara-pivavahana.
ho fijoroana vavolombelona
"ho porofon'ny fanasitranana anao"
amin'izy ireo
Ireo dikany azo atao: 1) "amin'ireo mpisorona" na 2) "amin'ny olona rehetra."