497 B
497 B
Ny famindram-pony
"Ny famindram-pon'Andriamanitra"
Taranaka faramandimby
"avy amin'ny taranaka iray mankany amin'ny taranaka iray" na "manerana ny taranaka rehetra"
nampiseho ny heriny tamin'ny sandriny
eto ny "sandriny" dia hevitra ambadiky ny herin' Andriamanitra. DH: "nampiseho fa tena mahery Izy"
nanaparitaka
"nandroaka tamin'ny lalana samihafa"
eritreritry ny fon'izy ireo
Ity dia fiteny iray izay maneho ny fisainana lalin'izy ireo. DH: "eritreritra ao anatin'izy ireo"