452 B
452 B
Fa izy
"satria izy"
nijery
"nijery tamim-piahiana" na "niraharaha ny momban'ny"
fahantrana
"fahantrana." Tsy nanan-karena ny fianakavian'i Maria.
Ary indro
Ity fehezanteny ity dia misarika ny fifantohana amin'ny fehezanteny manaraka eo.
manomboka izao
"amin'izao sy amin'ny ho avy"
Ilay mahefa ny zavatra rehetra
"Andriamanitra, ilay mahery"
ny anarany
eto ny "anarana" dia maneho ny tenan'Andriamanitra manontolo. DH: "Izy"