12 lines
369 B
Markdown
12 lines
369 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana.
|
|
|
|
# roa ampahafolon'ny efaha
|
|
|
|
Izany dia eo ho eo amin'ny 4,5 litatra. DH: "efatra litatra sy tapany"
|
|
|
|
# latabatra vita tamin'ny volamena tsy mifangaro
|
|
|
|
Io latabatra io no toerana masina, izay eo anoloan'ny toerana masina indrindra.
|