plt_tn/lev/22/31.md

12 lines
539 B
Markdown

# hitandrina ny didiko sy hanatanteraka ireo
Ny teny "hitandrina" sy ny "hanatanteraka" dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Ireo dia manamafy fa ireo vahoaka dia tsy maintsy mankatò ny didin'Andriamanitra"
# Aoka tsy hanamavo ny Anarako masina ianareo
Eto, ny teny "anarana" dia mampiseho ny tenan'i Yaveh sy ny lazany. DH: "Aoka ianreo tsy hanetry Ahy" na "aoka ianareo tsy hanetry ny lazako masina"
# Aoka ho ekena ho masina amin'ny alalan'ny zanak'Israely Aho
DH: "Ny vahoakan'Israely dia tsy maintsy manaiky Ahy ho masina"