514 B
514 B
haron'ny fanamasinana
Io dia midika fa ilay harona dia misy ny fanatitra izay ampiasaina rehefa manamasina an'i Arona sy ireo zanany lahy. DH: "ilay harona"
araka ny nandidiako, nanao hoe: 'Hihinana izany i Arona sy ireo zanany lahy.'
DH: "araka ny nandidiako anao mba hatao"
mandra-pahatanteraka ireo andron'ny fanokanana anareo
DH: "mandra-pahavitanareo ny andro fanokanana anareo"
fanokanana
Io dia lanonana ofisialy izay fanaovana ny olona ho mpisorona. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:28.