no aoka ataony
"no aoka ataon'ilay mpisorona"
ilay mpisorona dia hanao fanavotana ho an'ny vahoaka
Ny anarana "fanavotana" dia azo adika amin'ny matoanteny. DH: "Hanavotra ho an'ny fahotan'ireo vahoaka ilay mpisorona"
ka ho voavela izy ireo
DH: "Hamela ny helok'izy ireo i Yaveh"