plt_tn/lam/03/25.md

20 lines
387 B
Markdown

# ireo izay miandry Azy
Ireo mety ho heviny dia 1) "ny rehetra izay miankina Aminy" (UDB) na 2) "ny olona izay miandry am-paharetana ny mba hiasany."
# ireo izay mitady Azy
DH: "ny olona izay mitady Azy"
# hitondrany ny zioga
"mijaly"
# apetraka eo aminy izany
"apetraka eo aminy ny zioga"
# hametraka ny vavany eny amin'ny vovoka
DH: "niankohoka ary eo amin'ny tany ny vavany"