370 B
370 B
Fampahfantarana amin'ny ankapobeny:
Josoa dia miresaka hatrany izay nolazain'i Yaveh mahakasika ny fifanarahany tamin'ny vahoakany.
Balaka... Zipora
anaran-dehilahy
anareo
ny "ianareo" dia maro amin'ity teny ary amin'ny firenena lehibe an'Israely.
namonjy anareo teny an-tanany
Eto ny "tanana" dia maneho fahefana. D.H: "mamela anareo handresy azy ireo"