586 B
586 B
hiala amin'izany mihitsy na miankavanana na miankavia
Ny tsy fanarahana ny didy aman-dalàn'i Mosesy dia voalaza toy ny fivilian-dalana miankavia na miankavanana.
mba tsy hifangaroanareo
Mety midika hoe 1) misy finamanana akaiky amin'izy ireo na 2) mifanambady amin'izy ireo.
hanonona
miteny ny
andriamanitr'izy ireo
Ity dia maneho an'ireo andriamanitrin'ireo firenena sisa.
mifikira amin'i Yaveh
"tano mafy i Yaveh." Finoana an'i Yaveh dia voalaza fa nihazona mafy Azy izy ireo. D.H: "minoa an'i Yaveh hatrany"
mandraka ankehitriny.
"hatramin'izao fotoana izao"