348 B
348 B
Lesema
Io dia anaran-tanàna.
Izany no lovan'ny fokon'i Dana
Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokin'i Dana dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "izany ny tany sy tanàna izay noraisin'ny fokon'i Dana ho lova"
nomena ireo fokony izany
D.H: "Natolotr'i Josoa ho an'ny fokon'izy ireo izany"