plt_tn/jos/19/31.md

8 lines
317 B
Markdown

# Izany no lovan'ny fokon'i Asera
Ny tany sy ireo tanàna izay azon'ny fokin'i Asera dia voalaza fa izany ilay lova izay noraisin'izy ireo ho fananana maharitra. D.H: "izany ny tany sy tanàna izay noraisin'ny fokon'i Asera ho lova"
# nomena ireo fokony izany
D.H: "Natolotr'i Josoa ho an'ny fokon'izy ireo izany"