334 B
334 B
eo am-bavan'i Jordana
Ny faritra izay manafoana ny ony dia voalaza fa izany no vavan'ny ony.
Ny faritany... eo
"Ny faritany...dia"
Beti-hogla... Bet-araba
Ireo dia anaran-toerana.
Vaton'i Bohana
Ity dia tahaka ny ilay vato lehibe izay apetrakin'ny olona ho famantarana ary nanome anarana ambadik'ilay lehilahy, Bohana.