16 lines
720 B
Markdown
16 lines
720 B
Markdown
# Fa ireo rahalahiko izay nandeha niakatra niaraka tamiko nampaleminy ny fon'ny vahoaka tamin'ny tahotra
|
|
|
|
fampitahorana ny vahoaka dia voalaza fa izany no nampahalemena ny fon'ny vahoaka. D.H "Nampitahorina mafy ny vahoaka"
|
|
|
|
# narahiko tanteraka i Yaveh
|
|
|
|
Ny tsy fivadiahana amin'i Yaveh dia voalaza fa izany no nanarahana tanteraka an'i Yazeh. D.H: "Nampitoetra tsy fivadihana tamin'i Yaveh aho"
|
|
|
|
# ny tany...ho lova ho anao sy ny zanakao mandrakizay
|
|
|
|
Ny tany izay tsy maintsy hananan'i Kaleba sy ireo taranany dia voalaza fa izany ilay lova izay tsy maintsy ho azon'izy ireo ho fananana maharitra.
|
|
|
|
# ny tany izay nandehanan'ny tongotrao
|
|
|
|
Eto ny "tongotrao" dia maneho an'i Kaleba. D.H: "ny tany izay efa nandehananao"
|