360 B
360 B
Ity ny tany izay mbola
Mazava aminao fa ity tany izay mbola ilan'Israely ity dia mba hambabo. D.H: "Ity tany izay mbola mitoetra ho an'Israely ity dia mba hambabo"
Sikora
Ity dia anaran-toerana.
izay heverina ho fananan'ireo Kananita
D.H: "ireo Kananita izay mihevitra ny fananan'izy ireo amin'izao."
'ireo Avita
Ireo dia anarana vondron'olona.