12 lines
417 B
Markdown
12 lines
417 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Vita ny fanazavan'i Josoa ny paik'ady tamin'ireo miaramilany.
|
|
|
|
# Nalefan'i Josoa izy ireo
|
|
|
|
Ity fehezanteny ity dia manambara an'i Josoa ny fandefasany ireo lehilahy telo alina izay efa voatendry hiafina an'ny Ay ka hatrany amin'izay tsy maintsy hametrahan'izy ireo ny fiafenana.
|
|
|
|
# ny toeram-piafenana
|
|
|
|
"izay tsy maintsy hiafenan'izy ireo mandrapahatonga ny fotoana hanafiana"
|