539 B
539 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh miresaka amin'ny Josoa hatrany.
Hilaza mandrakariva ianao
Izany dia midika fa tokony hilaza ny bokin'ny lalàna matetika i Josoa. Ny teny "mandrakariva" dia manampy fanasongadinana na fanamafisana.
ambinina sy hahomby
Ireo teny ireo dia midika fitovian-javatra amin'ny ankapobeny ary manasongadina fahombiazana lehibe.
Moa ve tsy efa nandidy anao Aho?
Izany dia maneho an'i Yaveh mandidy an'i Josoa. D.H: "Efa nandidy anao Aho!"
Mahereza sy matanjaha!
Yaveh mibaiko an'i Josoa.