437 B
437 B
Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany amin'i Joba i Eliho.
teo an-tsofiko
"amin'ny izay handrenesako anao"
reko ny feon'ny teninao nanao hoe
Io dia miresaka ny firesahan'i Joba toy ny hoe firesahan'ny "teniny". DH: "Nahare anao niteny aho hoe"
Madio
Ny olona izay heverin'Andriamanitra ho azo ekena ara-panahy dia resahina toy ny hoe olona madio ara-batana.
tsy misy ota ato amiko
"tsy nanota aho"