835 B
835 B
Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana amin'ny andininy roa voalohany ny mpanoratra, mampita hevitra iray amin’ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahoriana mafin'i Joba.
'Hampionona ahy ny farafarako, ary ny fandriako hampitony ny fitarainako
Ny "farafara" sy ny "fandriana" eto dia sarin-teny enti-milaza ny hoe "matory". Eo am-pitsorana matory ho hanantenan'i Joba fiononana. Ilay sarin-teny ihany koa dia manana toetran'olombelona; mahay mampahery sy mampitony olona.
mampatahotra ahy ianao
"ianao" dia manondro an'Andriamanitra izay hanaovan'i Joba ny fitarainany.
fanakendana
mamono olona amin'ny alalan'ny fanerena tenda sy fampitsaharana azy tsy hiaina
ireto taolako ireto
Mampiasa ny teny hoe "taolana" i Joba eto mba hanondroana ny tenany. DH: "Ity vatako ity"