1.0 KiB
Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray amin’ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahatsapan'i Joba ny fahafoizan'ny fiainana.
Haingam-pandeha noho ny famahanan-tenona ny androko
"mihazakazaka ny fiainako"
mpanenona
olona mpanao lamba amin'ny alalanny fandrariana kofehy na taretra
fahamahan-tenona
faritra haingam-piodina na mihetsika amin'ny milina na fitaovana amin'ny fanamboarana lamba
mandalo tsy misy fanantenana ireo
"tonga amin'ny fiarana izy ireo izay tsy tamim-panantenana tokoa
Ry Andriamanitra, tsarovy
Nampiana ny teny hoe "Andriamanitra" io andian-teny io satria ny olona raha mahare ny hoe "tsarovy" dia mety hihevitra hoe Andriamanitra no tiana ho lazaina.
ny fiainako dia fofon'aina iray ihany
Ao antin'io sarin-teny io, mampitaha ny fahafohizan'ny fiainany amin'ny fahafohizan'ny fofonaina. "Tena fohy tahaka ny fofonaina indray mandeha ny fiainako"
tsy hahita soa intsony ny masoko
"Tsy hiaina fifaliana intsony aho."