plt_tn/jhn/11/15.md

16 lines
320 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.
# nohon'ny aminareo
"nohonny tombotsoanareo"
# fa tsy tany Aho mba hahatonga anareo hino
"fa tsy tany Aho. Noho izany ianareo dia hianatra hahatoky Ahy be be kokoa."
# Didymo
Ity dia anaran-dehilahy izay midika hoe "kambana"