20 lines
777 B
Markdown
20 lines
777 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Jesosy dia mbola manohy miresaka amin'ireo mpianany.
|
|
|
|
# raha mandeha amin'ny alina izy
|
|
|
|
Eto ny "alina" dia sari-teny ho entina maneho izay mandeha tsy miaraka amin'ny fahazavan' Andriamanitra.
|
|
|
|
# tsy ao aminy ny fahazavana
|
|
|
|
Mety ho dikany: "Izy dia tsy afaka ahita" na "izy dia tsy manana ny fahazavan'Andriamanitra."
|
|
|
|
# Resin-tory Lazarosy namantsika
|
|
|
|
Ny hoe "resitory" dia fomba fiteny hilazana fa maty Lazarosy. Raha manana fomba hilazana ity ny fiteninao, dia ampiasao eto izany
|
|
|
|
# fa handeha Aho mba hafahako mamoha azy amin'ny torimaso
|
|
|
|
Ny teny hoe "mamoha azy amin'ny torimaso" dia fomba fiteny. Jesosy dia mampiseho ny fikasany hanangana an'i Lazarosy amin'ny maty. Raha manana fomba fiteny ho an'ity ny fiteninao, dia ampiasao eto.
|