452 B
452 B
Ary tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro fahafolon'ny volana,
Izany dia volana fahadimy amin'ny tetiandro Hebreo. Izany dia mandritra ny vanim-potoana main-tany. Ny andro fahafolo dia manakaiky ny fiandohan'ny volana Aogositra amin'ny tetiandro Tandrefana.
fahasivy ambin'ny folo taona
"nandritra ny sivy taona"
Nebokadnezara
Izany no anaran'ilay lehilahy.
ireo mpiambina
Io dia manondro ireo olona izay miaro ny ain'olona no asany.