876 B
876 B
Indro
Ny teny "indro" dia mitondra fanamafisana amin'izay ho lazaina manaraka.
Miakatra ... izy
Ny teny "izy" dia manondro an'ireo mpiavy avy any avaratra.
tahaka ny liona
Io dia fomba iray hafa hilazana fa ilay fanafihana dia hasiaka sy amin'ny fotoana tsy ampoizina.
ho ataoko mandositra faingana ao amin'izany izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny vahoakan'i Babylona; ny teny "izany" dia manondro ilay fanafihana.
hametraka olona voafidy
DH: "olona izay ho fidiko"
iza no tahaka Ahy, ary iza no hiantso Ahy?
Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana ny hakelin'ny olombelona. DH: "Tsy misy tahaka Ahy, tsy misy mandidy Ahy mba ho avy."
hiantso
mandidy olona ho avy
Mpiandry ondry tahaka ny ahoana no ahatohitra Ahy?
Nametraka io fanontaniana io Yaveh mba ampisehoana fa tsy misy mpitarika afaka hanohitra Azy na handresy Azy.