365 B
365 B
tahaka ireo osilahy izay miala aloha
Io dia mampitaha ny olona izay notoloran'i Yaveh hevitra hiala faran'izay haingana tao Babylona sy ny ireo osilahy izay manana fahazarana hiala amin'ireo andiany.
Ho samborina avy any i Babylona
"Ireo firenena dia hisambotra an'i Babylona"
izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.