382 B
382 B
Andriamanitr'Israely
DH: "Andriamanitrin'ny vahoakan'Israely"
tsy ho may ity tanàna ity
DH: "tsy ho doran'ny tafika Babyloniana ity tanàna ity"
ho atolotra eo an-tanan'ireo Kaldeana ity tanàna ity
DH: "hamela ireo Kaldeana handresy ity tanàna ity Aho"
tsy ho afa-mandositra eo an-tanan'izy ireo ianao
DH: "tsy ho afa-mandositra eo amin'ny fahefan'izy ireo ianao"