plt_tn/jer/31/21.md

20 lines
659 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny resaka tao amin'ny andininy faha 7 Andriamanitra.
# Mametraha famantaran-dalana ... Mametraha takela-by tari-dalana ... Saino ny lala-marina ... Miverena
Nomena "an'Israely virijiny! " ireo didy ireo."
# Saino ny lala-marina, dia ny lalana izay tokony alehanao
DH: "Tadidio tsara ny lalana niavinao rehefa nobaboina ianao."
# Miverena, ry Israely virijiny!
Manondro an'Israely niova fo Andriamanitra.
# mandra-pahoviana no hihozongozona ianao, ry zanakavavy tsy manam-pinoana?
Manontany Andriamanitra hoe mandra-pahoviana ny vahoakany no tsy hankato azy. DH: "Aza misalasala amin'ny fankatoavana Ahy"