500 B
500 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka tamin'ireo Israelita Yaveh.
hanapahako ny zioga hiala amin'ny vozonareo, ary hanorotoroko ny rojo vy anareo
Ireo fehezanteny ireo dia manondro an'i Yaveh manafaka ireo vahoaka Israelitany tamin'ny fanandevozana.
hivavaka amin'i Yaveh Andriamaniny izy ireo
Ny andian-teny "izy ireo" dia manondro ireo taranak'i Jakoba. DH: "hanompo an'i Yaveh ianareo"
hanompo an'i Davida mpanjakany
Io dia manondro ny iray amin'ny taranak'i Davida.